Entrée (1/3) | 1 vazimba |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Sihanaka]
fasana efa ela tsy fanta-tompo |
Entrée (2/3) | 4 vazimba |
Partie du discours | 5 adjectif |
Explications en malgache |
6 [1.1] Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 11 Vazimba |
Partie du discours | 12 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
13 [1.1] Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana |
Vocabulaire |
14 Histoire: clans, tribus |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Titres | 17 Tantaran' ny Vazimba mainty : Ny Mpanjakan'ny Vazimba tao Isoro (Rainianjanoro) |
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot Vazimba |
Citations | 19 Textes citant Vazimba |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |