Entrée | 1 vatomizana |
Mots élémentaires | 2 vato, mizana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns |
Explications en anglais |
5 [1.7][vato mizana] a weight used on a scale |
Explications en français |
6 [1.8][vato mizana] poids de balance 7 [1.13][vato mizana] masse marquée |
Exemples |
8 Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany [2.508#] |
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot vatomizana |
Article |
10 Randzavola: vatomizana ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2024/12/07 |