Entrée | 1 varifitoventy |
Mots élémentaires | 2 vary, fito, venty |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Anaram-bola mitovy amin' ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin' ny voambary fito, ka ny sandany dia dimy santima amin' ny vola ankehitriny (0,05f) |
Explications en français |
5 [1.3#813] le poids de sept grains de riz; cinq centimes 6 [1.196] sens concret : poids de 7 grains de riz, figuré : division ancienne de la piastre d'argent, environ 5 centimes |
Exemples |
7 Aza maka na dia varifitoventy aza amin' izay fananana navelan-dRabery. [2.499#] 8 Ny varifitoventy sahy kianja ny ilavoamena mitam-pihavanana fa ny ariary no vola malaza nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho [2.131] |
Vocabulaire |
9 Economie: finances, gestion |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot varifitoventy |
Mis à jour le 2024/12/28 |