Entrée (1/2) | 1 varahina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 karaza-metaly menamena azo anjahina ary azo taritina ho tariby izay ampiasaina betsaka, indrindra amin'ny fampitana ny herim-baratra amin'ny elektrisite. [1.1] 4 metaly mora fisahina sy folesina [1.13] |
Explications en anglais |
5 copper, brass [1.7] |
Explications en français |
6 cuivre, bronze [1.8] 7 cuivre [1.5, 1.13] |
International |
8 Cu [3.1] |
Exemples |
9 Niaraka aminy, nisy bala varahina iray boaty baoritra. [2.472] |
Vocabulaire |
10 Chimie |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Tableaux et planches |
24 Table périodique |
Article |
25 Randzavola: varahina ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
Entrée (2/2) | 26 Varahina |
Mots élémentaires | 27 varahina |
Partie du discours | 28 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Vocabulaire |
29 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 30 hanariva, haravany, harivàna, havarina, hiravana, iravahan, niravaha, rahavany, ravahany, Varahina, varahina |
Mis à jour le 2024/08/31 |