Entrée | 1 vahatry ny aina |
Mots élémentaires | 2 vahatra, aina |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza |
Exemples |
5 Tsy misy ny vahatry ny aina fa ny tiana no vahatry ny aina [2.131] |
Analogues | 6 menakynyaina, silakynyaina, singotrynyaina |
Mis à jour le 2024/12/12 |