|
|
|
|

Entrée1  tsy toko tsy forohana
Mots élémentaires  2  toko, tsy, forohana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] mety hanan-kevitra roa: a) tsy fisiana: tsy toko tsy forohana, ka inona no handrahoina? (nesorina daholo na ny toko na ny forohana, tsy misy na inona na inona)
b) habetsahana, be dia be: tsy toko tsy forohana ny fahavoazana (enti-milaza fa tsy ny toko sy ny kitay ihany no tsy misy fa misy hafa koa)
Explications en anglais  5  [1.7] an enormous sum of money
6  [1.7] une énorme somme d'argent; beaucoup

Mis à jour le 2024/12/07