Entrée | 1 tsy misy kitotony |
Mots élémentaires | 2 tsy misy, kitotony |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy Tsy misy filaminany, tsisy firindrany |
Explications en français |
5 [1.3] qui n'a plus de prix, qui est en désordre, dédaigné, abandonné |
Mis à jour le 2024/12/07 |