|
|
|
|

Entrée1  kitotony
Radical  2  kitoto
Partie du discours  3  nom kitoto et pronom
Explications en malgache  4  [1.1] (Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy misy"). Tsy misy kitotony na tsisy kitotony: Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy
Tsy misy filaminany, tsisy firindrany
Mots composés 

Anagrammes  6 

Mis à jour le 2025/01/21