|
|
|
|

Entrée1  tsy miroa fo
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony
Exemples  4  [2.895] Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany.
Mots élémentaires  5  miroa, fo

Mis à jour le 2024/12/07