Entrée | 1 miroa |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana, lela..., ka ny heviny dia hoe: manana (hevitra...) tsy tokana fa roa: Miroa saina Rakoto: sady ta handeha no te hijanona |
Radical | 4 roa |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot miroa |
Anagrammes | 17 amiro, amori, amory, aorim, ioram, maroi, maroy, miaro, miora, miroa |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |