|
|
|
|

Entrée1  tsy mihambahamba
Radical  2  tsy
Partie du discours  3  locution
Exemples  4  Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470]
5  Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. [4.27]

Mis à jour le 2020/07/31