Entrée | 1 tsy maty tsy akory fa mbola matory |
Mots élémentaires | 2 tsy, maty, tsy akory, mbola, matory |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 ilazana ny olomalala na ny olomanga izay tsy miala ao am-po ny fahatsiarovana azy na dia efa maty aza, na noho ny fitiavana azy be dia be na noho ny asa makadiry vitany [1.1] |
Mis à jour le 2023/11/20 |