Entrée | 1 tsy manana hazondamosina |
Mots élémentaires | 2 tsy, manana, hazon-damosina |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 enti-milaza olona tsy manan-tsitrapo hijoro amin' ny heviny na amin' izay tiany, tsy manana hevitra ijoroana fa manaraka ny an' ny hala hatrany [1.1] |
Mis à jour le 2023/08/26 |