Entrée | 1 tsofin-drano tsofindrano |
Radical | 2 tso-drano |
Mots élémentaires | 3 tsofina, rano |
Partie du discours | 4 verbe passif |
Explications en malgache |
5 [1.1] Rarina soa Atao batisa na batemy: Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao Hamasinina : Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao |
Explications en français |
6 [1.3#791] Qu'on bénit, qu’on cède: Notsofin' ny ray aman-dreninv rano izy tamin’ izy nandeha (Il a été béni par ses parents avant son départ) ~ Notsofiko rano ny fanambadian’ izy ireo (J’ai béni leur mariage) ~ Notsofiko rano ho azy irery ny fananako rehetra (Je lui ai cédé tous mes biens) |
Exemples |
7 Dia tsofindrano izy! [2.928#] 8 Ary raha tsofindrano, fiofanana herintaona ve no handefasana azy, sa ny fanomanana licence araka ny taratasiny? [2.356#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |