Entrée | 1 tsipisandry |
Mots élémentaires | 2 tsipy, sandry |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra |
Autres orthographes | 5 tsipysandry |
Anagrammes | 6 |
Mis à jour le 2025/01/21 |