Entrée |
tsinay
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m) [1.1]
|
Explications en anglais | Intestines, entrails [1.7]
|
Explications en français | Intestin, entrailles [1.8]
|
Exemples |
1 | Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina.
[2.470]
|
2 | dia manify hara ny tsinay ny olona, fa kikisany iry biby fisaka ny tsinay ny olona;
[2.48]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Proverbes |
|