|
|
|
|

Entrée1  tsiky
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendro-molotra roa ka mampiseho hamiranana na atao ho famalifaliana na indraindray koa aza ho fanesoana
Explications en anglais  4  [1.7] a smile
Explications en français  5  [1.3#767] action de rire en montrant les dents
6  [1.3#767, 1.8] sourire
Exemples  7  Sady feno tsiky izy no mandokandoka ny lahy hoe: [2.470]
8  sariko, ny sariko fahizay mbola feno tsiky sy fanantenana! [2.471]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21