|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitsikia
Radical  2  tsiky
Partie du discours  3  impératif du verbe actif mitsiky [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3]
Titres  6  Mitsikia! (Andriamanantena Georges)

Entrée (2/2)7  Mitsikia!
Mots élémentaires  8  mitsikia
Partie du discours  9  nom propre (titre de poème) [Liste complète]
Vocabulaire  10  Littérature: poèmes
Auteur  11  Andriamanantena Georges
Texte complet 
12  Mitsikia! Miràna endrika!
13  K'aza odiana re akory ny fanetoky ny fery
14  ao anatinao, ry foko! Pero aza ny fisento
15  tsy hipololotra intsony, ka ny masonao mijery
16  Hatanjaho tsy ho rendrika !

17  F'efa hatrany am-piandohana
18  no nazava taminao fa ny volana handalo
19  ary hanintsana ny felany aorian'ny famololony;
20  ny lohataona dia ho lasa… ny valiha hitsaha-kalo;
21  ary tahaka izany koa ny fitiavana natolony:
22  Tsiro manam-piafarana.

23  Ny fahendrena ve? Fantaro!
24  Minia mitsiky raha ory. Minia mifaly raha tomany.
25  Ny ranomaso atelomy na mangeja sy mandifotra
26  fa hanjary " perla " izy, toy ny fasika mavany
27  nokobonin-taona maro tao an-kibon'ito sifotra.
28  Ny toloko, atsaharo!

Anagrammes  29 

Mis à jour le 2025/01/21