Entrée | 1 tsikera |
Radical | 2 kera |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin' ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman' olona iray [1.1] |
Explications en français |
5 critique, analyse [1.13, 1.5] |
Exemples |
6 Izany rehetra izany dia tsikera nataon' olona teo imason' i Voavy taty aoriana, ary mba nohazavainy tamin' izy roa lahy namany nony avy eo. [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 karitse, retsika, tsarike, tserika, tsikera, tsirake |
Mis à jour le 2023/09/10 |