Entrée (1/2) | 1 mitsikera |
Radical | 2 tsikera |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manakofoka tsy mamela hifatratra na hifitsaka Manaratsy: Tsy manao afa-tsy mitsikera ny toetran-dRasoa izy Milazalaza izay rehetra mikasika zavatra na olona iray; milazalaza ny hevitra samihafa fonosin' ny lohateny iray: Mitsikera lahatsoratra 5 [1.13] mijery ny lafitsara sy lafiratsy amin'ny zavatra iray |
Explications en français |
6 [1.13] analyser; critiquer 7 [1.5] critiquer |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 mitsikerà |
Radical | 14 tsikera |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mitsikera [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |