Entrée (1/2) | 1 manatsikera |
Radical | 2 tsikera |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy mamela hifatratra na hifitsaka: Manatsikera landihazo hatao sesi-kidoro |
Explications en français |
5 [1.5] fouiller, critiquer |
Exemples |
6 ery amin' ny fara-vodilanitra ery ary injany rivotra maherihery fihavy mampidoladola ny hazo ao an-tanàna, sy manatsikera ny tafon-trano ravinala. [2.499] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 manatsikerà |
Radical | 12 tsikera |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif manatsikera [Liste complète] |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |