Entrée (1/2) | 1 tsara fanahy |
Mots élémentaires | 2 tsara, fanahy |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara |
Explications en anglais |
5 [1.2] Of good disposition; one free from disease 6 [1.7] good, pleasant |
Explications en français |
7 [1.8] bon, vertueux |
Exemples |
8 Ny toetrany ity andriambavy ity : Vehivavy tsarafanahy; [2.59#] |
Analogues | 9 malemyfanahy, malemypaika, mazavafo, mazavasaina, tsopo, antraolona, beindrafo, malalatanana, morahatonina, morahiraharahana, mamyhoditra, mahafoytena, befahafoizantena, mahaymandrayolona, mahayolona, mananahatsarampanahy, tsaratoetra, olomarina, olombanona, fototrolona |
Entrée (2/2) | 10 tsarafanahy |
Mots élémentaires | 11 tsara, fanahy |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en français |
13 [1.196] (sens général : vertueux, qui se conduit bien ; c'est probablement une antithèse car ceux qui boivent la boisson fermentée préparée avec les fruits se conduisent fort mal en général). Ehretia suarenzensis Capuron Ined. (Boraginaceae). [Tankarana]
|
Vocabulaire |
14 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |