Entrée (1/2) | 1 tsapa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra Famangiana fahoriana Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy |
Exemples |
4 Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony. [2.470] |
Dérivés |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot tsapa |
Entrée (2/2) | 10 tsapa |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.78] [Taisaka]
jono hazandrano amin'ny tanana |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |