Entrée | 1 tranomaizina |
Mots élémentaires | 2 trano, maizina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Trano itanana an' ireo voaheloky ny fitsarana noho ny heloka bevava vitany; fonja |
Explications en anglais |
5 [1.7] a prison |
Explications en français |
6 [1.8] prison |
Exemples |
7 Rehefa nanaiky izy roa lahy, dia noravana ny olona, ka nampidirina tany an-tranomaizina izy telo mianaka. [2.324] 8 Nitsoaka ny mpiambina ny tranomaizina. [2.472] |
Article |
9 Randzavola: tranomaizina ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2024/12/07 |