|
|
|
|

Entrée1  tovolahy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia
Explications en anglais  4  [1.7] an unmarried young man
Explications en français  5  [1.8] jeune homme célibataire
Exemples  6  [2.471] Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia?
7  [2.472] Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany.
Mots élémentaires  8  tovo, lahy
Dérivés 
9  Noms :
Mots composés 

Anagrammes  11  lahitovo, tovolahy

Mis à jour le 2025/01/21