Entrée (1/3) | 1 torina |
Radical | 2 tory |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ampangaina amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Hotoriko ianao fa nanala baraka ahy |
Morphologie |
|
Entrée (2/3) | 9 torina |
Radical | 10 tory |
Partie du discours | 11 verbe passif |
Explications en malgache |
12 [1.1] Lazaina sy voasana: Hotorina eran' izao tontolo izao ity Evanjely ity |
Explications en anglais |
13 [1.7] to be preached, to be proclaimed; to be accused |
Explications en français |
14 [1.8] qu'on proclame, qu'on prêche; qu'on dénonce |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 19 torina |
Radical | 20 tory |
Partie du discours | 21 verbe passif |
Explications en malgache |
22 [1.1] Silahina ny tsiratsirany: Torio ity rongony madinika ity Didiana atao didy vaventy: Torio io omby io Avahana amin' ny tory na soritra: Tokony hotorinao ny tanim-boangahazonao |
Explications en anglais |
23 [1.7] to be made into strips (of rafia and rushes) |
Explications en français |
24 [1.8] qu'on fendille (se dit du raphia et des roseaux) |
Morphologie |
|
Anagrammes | 29 aonitr, atrony, itrona, naoitr, naotri, naotry, natory, niotra, norita, notari, onitra, oritan, ranito, rantoi, rantoy, raotin, roatin, rotany, tinora, torani, torina |
Mis à jour le 2025/01/21 |