Entrée (1/2) | 1 tombohina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Trandrahina amin' ny angady: Raha tianao hisy vodiny lehibe ny mangahazo, tombohy tsara ny tany Tsatohana ny lelan' angady: Notombohiko ilay bibilava ka tapaka roa terỳ |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be stabbed, to be pierced |
Explications en français |
5 [1.8] à quoi on donne un coup de bêche |
Radical | 6 tomboka |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 tombohina |
Partie du discours | 12 verbe passif |
Explications en malgache |
13 [1.1] Petahana kase (fitomboka); petahana marika amin' ny vy mahamay: Tombohy kely ity taratasy ity. / Efa notombohina ve ireto ombinareo ireto ? |
Explications en anglais |
14 [1.7] to be stamped, to be sealed |
Explications en français |
15 [1.8] qu'on estampe, qu'on cachète |
Radical | 16 tomboka |
Morphologie |
|
Anagrammes | 21 antombohy, hatombony, hiombotan, hitomboan, hombotany, hotinomba, itombohan, nitomboha, notobahim, tombohany, tombohina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |