Entrée (1/2) | 1 tokoana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina Ny tokoanam-bary aza iadian' ny mpivady: enti-milaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady |
Entrée (2/2) | 4 tokoana |
Radical | 5 toko |
Partie du discours | 6 verbe passif |
Explications en malgache |
7 [1.1] Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary? Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin' ny toerany avy alohan' ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |