|
|
|
|

Entrée (1/3)1  titỳ
Radical  2  tity|titỳ
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanaovana olona hoe "ity, ity"; filazalazana matetika ny teny tsy manaja hoe "ity, ity".
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :

Entrée (2/3)9  tity
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  [1.78] [Tanala] kambo kely toa volan-tsinana na toy ny tsaramaso eo ambonin'ny lavaka amin'ny vehivavy, lahin-kidy

Entrée (3/3)12  tity
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  [1.78] [Tanala] fivaviana, kindy

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21