|
|
|
|

Entrée1  tetiarana
Radical  2  tety
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Tantaran' ny niandohan' ny razana niaviana sy ny fifandimbiasan' ireo taty aoriana [1.1]
Exemples  5  Ambohidrapeto natao AmbohidRapeto, hoy ny tetiarana [2.48]
6  Raha marina fa tsy voalazan' io lovantsofina io izay ray aman-drenin-dRanoro - ary mahagaga izany fa zavadehibe amin' ny Hova ny tetiarana - dia mbola marina mihoatra noho izany koa fa ny feo hoe "sira" no tena nahan-dRanoro fa tsy dia ny sira mihitsy tsy akory. [2.5]
Synonymes  7  tetirazana
Article  8  Randzavola: tetiarana ao amin' ny Baiboly (=> firazanana)

Anagrammes  9  itaterana, tetiarana

Mis à jour le 2022/07/30