|
|
|
|

Entrée1  teny tsy loa-body
Mots élémentaires  2  teny, tsy, loa-body
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina; teny tsy lazaina manontolo, fa tapahina eo an-tenatenany ary misy heviny afenina
Safeli-teny
Explications en anglais  5  [1.7] an indirect allusion
Explications en français  6  [1.8] allusion indirecte
7  [1.5] paroles dont le sens est ambigu. Allusion

Mis à jour le 2024/12/07