|
|
|
|

Entrée1  tendry
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fikasihana kely zavatra
Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha
Fihinanana zavatra kely
Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: Tendry avy amin' ny lehibe izany
Fanondroana avy amin' Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan' izao sy izao: Ry foko ô, mionòna... manaova alahelo hendry -- ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry (Dox)
Fanondroana olona, torotorohana: Tendry mosavy
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot tendry

Mis à jour le 2025/01/21