Entrée | 1 anendrena |
Radical | 2 tendry |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#695] |
Exemples |
6 Ary hoy izahay, tsara izany, fa aza atao ela loatra no anendrena ny andro. [2.366#194] 7 Isaky ny foko antaimoro sy antambahoaka manana Sorabe, dia misy fianakaviana manana adidy manokana nifandovany, ka ao amin' io fianakaviana io no matetika anendrena ny Katibo. [2.508#221] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |