|
|
|
|

Entrée1  fitendrena
Radical  2  tendry
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga
Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza
Vocabulaire  5  Musique: (en général)

Mis à jour le 2024/12/11