Entrée (1/2) | 1 tefy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanamboarana vy ho zavatra: Ratsy tefy ity rojo ity izany Famolavolana: Aleo loha tsara tefy toy izay loha nosesefana izao karazam-pahaizana rehetra izao |
Explications en anglais |
4 [1.7] the working of clay in pottery; the forging of iron |
Explications en français |
5 [1.3] ouvrage de forgeron, de potier, d’orfèvre et de tout ouvrier travaillant les métaux 6 [1.8] travail de potier et de forgeron |
Exemples |
7 tsara tefy ity angady ity (cette bêche a été bien forgée) [1.3] 8 ratsy tefy ireo angadlanyy ireo (ces marmites ont été mal faites) [1.3] 9 Na amin' izany koa aza anefa, dia mbola hita taratra eny ho eny ihany ny dia navelan' i Vola sy ny tefy nataony tamin' ny fiainako. [2.4] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot tefy |
Entrée (2/2) | 21 tefy |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en français |
23 [1.196] (du nom éthiopien tef). Eragrostis tef (Zuccagni) Trotter (Poaceae). Introduit et cultivé comme espèce fourragère. Parfois échappé des cultures. [Merina]
|
Vocabulaire |
24 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 26 |
Mis à jour le 2025/01/21 |