Entrée | 1 tazana |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 [1.1] Hita na tsinjo lavitra: Tazanao ve irỳ fiaramanidina eny am-paravodilanitra irỳ? |
Explications en anglais |
4 [1.7] seen or overlooked from a distance |
Explications en français |
5 [1.3] vu, aperçu à une certaine distance 6 [1.8] qu'on regarde ou surveille de loin |
Exemples |
7 Trano vaventy sy lavabe no tazany [2.470] 8 Lalamby no tazako teny ho eny, dia moron-dranomasina nandefa tafiotra no nanaitra ny torimasom-pahoriako. [2.471] 9 Nony tazana ny tanànan' Ampangabe, nijanona ilay mpitarika. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot tazana |
Mis à jour le 2025/01/21 |