|
|
|
|

Entrée1  ahatazanana
Radical  2  tazana
Partie du discours  3  verbe relatif
Exemples  4  Ny andrefana no ahatazanana an' Iavoko, tendrombohitra vokoka nitahiry afo fahizay. [2.499]
5  Koa tamin'izao trano lehibe rihan-droa misy lavarangana kely eo andrefan-trano izao no nahatazanany an-dRazaimalala. [2.324]
6  Efa hatramin' ny fahazazako no nahatazanako io nosy kely io sy naniriako ny hahita izay ao aminy, fa tsy nety tanteraka izany fikasana izany. [2.471]
7  Teo an-kilan' ny trano no nisy ny fahitr' omby, izay nahatazanan' izy telo lahy mpiasa roa lahy mitondra langilangy mivezivezy eo anoloan' ny vavahady. [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :

Mis à jour le 2024/12/11