|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tato
Radical  2  ato
Partie du discours  3  adverbe au passé [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao.
Exemples  5  Naman' ialahy namaky trano tato. [2.4]
6  Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59]
7  Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472]
Mots composés 

Entrée (2/2)9  tatô
Partie du discours  10  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  11  [1.78] [Sihanaka] tokoa
Synonymes  12  tatôbe

Anagrammes  13  tato, tatô, tota

Mis à jour le 2025/02/08