|
|
|
|

Entrée1  taozavatra
Mots élémentaires  2  tao, zavatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanamboarana ny zavatra vita-Nanahary ho zavatra azon' ny olombelona hanina na ampiasaina amin' izay mahasoa azy: Ny taozavatra no ananana izay mahasoa: sakafo, fitafiana, trano
5  [1.62#972] fanamboarana ny akora voajanahary hajary zavatra azo hanina na ho fitaovana ampiasaina amin' ny fiainana andavanandro: Iray amin' ireo fanoitran' ny fampandrosoana ny taozavatra
Explications en français  6  [1.13, 1.5] artisanat, petite entreprise
Exemples  7  Izany no mba taozavatrao. [2.470]
8  Sady nazoto ny Egyptiana no nahay tamin' ny taozavatra. [1.38]
9  Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona. [2.470]
10  Ary ny taozavatra atao ao Amparihibe [2.48]
11  ny mamorona taozavatra vaovao, ny manefy volamena sy volafotsy ary varahina, [2.996]
Morphologie 
12  Simple :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot taozavatra

Mis à jour le 2024/12/07