|
|
|
|

Entrée1  taonjaton'ny fahazavana
Mots élémentaires  2  taonjato, fahazavana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.13] taonjato faha 18 izay nahitana fiovana teo amin'ny fomba fijery, teo amin'ny sehatry ny literatiora sy ny filôzôfia vokatr'ireo fahitana ara-tsiansa vaovao
Explications en français  5  [1.13] siècle des lumières
Vocabulaire  6  Temps

Mis à jour le 2024/12/07