|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tanjona
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Géographie: (en général)
Explications en malgache  4  Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana [1.1]
5  tendrotany mandroso any anaty ranomasina [1.13]
Explications en anglais  6  the protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula [1.7]
Explications en français  7  épaule d'une montagne; cap, presqu'île [1.8]
8  cap [1.13, 2.118, 1.5.fr#282]
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot tanjona

Entrée (2/2)14  tanjona
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka [1.1]
17  zava-kendrena [1.13]
Explications en français  18  but, objectif, but idéal [1.13]
Exemples  19  Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo. [4.27]
Mots composés 

Anagrammes  21  tanjona, tonjana

Mis à jour le 2023/08/16