|
|
|
|

Entrée1  tadivavarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby
Explications en anglais  4  [1.2][tady vavarana] a noose
Exemples  5  [2.996] Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana
Mots élémentaires  6  tady, vavarana
Synonymes  7  tady voavarana
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/10