Entrée | 1 vavarana |
Radical | 2 vavatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Tatahana kely 5 Vahana, velarina 6 Aseho, ambara, aposaka [1.1] |
Exemples |
7 Efa teny amin'ny tendan'i Fandrava ny tady vavarana vao taitra izy. [2.895#] 8 Soa ihany kosa fa maika loatra ireo ka tsy nampiany ny fatorana fa dia ilay tady vavarana ihany no nangeja ahy. [2.643#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 varavaña, vavarana |
Mis à jour le 2023/10/18 |