|
|
|
|

Entrée (1/2)1  soy
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Zoologie: oiseaux
Explications en malgache  4  Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso [1.1]
Exemples  5  Ny tsikirity manina,
ary ny soy malahelo;
[2.131]
Synonymes  6  mangimike, pariamaso, ramanjereke, siay, sitaromaso, tsaramaso

Entrée (2/2)7  soy
Partie du discours  8  adjectif
Explications en malgache  9  mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora) [Tanala] [1.78]

Anagrammes  10  osy, soy

Mis à jour le 2020/07/31