Entrée | 1 sominda mifoha |
Mots élémentaires | 2 sominda, mifoha |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en français |
4 [1.3#626] mal qui revient figuré: dispute renouvelée 5 [2.415#3367] procès renouvelé, c' est comme un mal qui revient, c' est comme une tumeur au larynx qui revient et donne promptement la mort |
Exemples |
6 Ary raha misy mivadika amin' izao fanekena izao isika roa tonta, ka hanao sominda mifoha sy rasa mivadika, dia ho akaiky mpanondro maso tahaka ny tandrok' omby sondenda izy, sattia «ny omby nampandriana mora fohazina; [2.346] |
Mis à jour le 2024/12/07 |