|
|
|
|

Entrée1  mifoha
Radical  2  foha
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely
Explications en anglais  5  [1.7] to wake up, to get out of bed
Explications en français  6  [1.8] s'éveiller, se lever
Exemples  7  Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo? [2.436#]
8  Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  mifohafoha
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mifoha

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21