|
|
|
|

Entrée1  somebiseby
Radical  2  sebiseby
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Somebiseby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona
miheninkenina
Explications en français  5  [1.3#626] Joyeux, empressé, affairé, en mouvement, préoccupé: Tonga ny lohataona, somebiseby amin-dahasa ny ambanilanitra (Le peuple est Joyeusement empressé pour le travail, parce que le printemps est arrivé)
Exemples  6  Somebiseby erý Fatakamana. [2.499]
7  Ny omaly mampisento, ny ampitso mampiteby, Ka hany sisa hery miseho somebiseby! [1.252]
8  Somebiseby sy tsembo-dratsy ery, manasa vilany sy mamelona afo, andrao tratra aoriana ka tsy maharaka ilay Didy. [2.436]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Noms :
Synonymes  11  someby

Mis à jour le 2025/01/21