Entrée someby
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Someby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona
Mitovy hevitra: miheninkenina [1.1]
Dérivés 
Synonymes somebiseby

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31