|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sola
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky
Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola
Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany
Explications en anglais  4  [1.7] bald
Explications en français  5  [1.8] chauve
Exemples  6  Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [2.472]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot sola

Entrée (2/2)16  sola
Partie du discours  17  adjectif
Explications en malgache  18  [1.78] [Tanosy] mirodana

Mis à jour le 2025/01/21