Entrée | sokoreva | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [1.10] | |
Nom scientifique | Hypsipetes madagascariensis | |
Vocabulaire | Zoologie: oiseaux | |
Synonymes | horova ~ horovy ~ horovana ~ sokonina ~ tsikorovana | |
Mis à jour le 2020/07/31 |